Ny mozika Rock

Fampianarana momba ny mozika Rock amin’ny alalan-tSoratra Masina.

Ar 2.000

UGS : A24TB004 Catégorie : Étiquette :

Ny mozika tsirairay dia taratry ny vanim-potoana nahaterahany. Toa izany ihany koa ny mozika Rock izay tena niroborobo ka nanamarika sy nametraka tantara teo amin’ny fisasahan’ny taon-jato faha-roapolo. Izany no antompisian’ity asa soratra ity mba hanadihady io zava-misy marina io. Raha voaboasana izay voasoratra tao dia inona tokoa moa no misy sy ao ambadikin’ny mozika Rock ary ihany koa manamafy teboka maromaro ny toe-tsaina voizina amin’izao vanim-potoana iainatsika izao. „Ny mozika Rock sy ny kirizy ny olona maoderina“, izay raha atao bango tokana ny voalaza ato, ampisehoana ao anatin’izany ilay mpanafaka antsika amin’ny zavatra mangenja dia i Jesosy Kristy.

Avis

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Ny mozika Rock”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *