Ilay hazavana mitarika ho amin’ny fahamasinana
Steinberger Georg
Fampianarana momba ny fiainana kristianina.
180x120mm | 122 pages
Ar 12.000
Ity boky ity dia natao ho saintsainana mba hamparezana ny fanahy.
Antso ho amin’ny fandavana sy fahamasinana amin’ny fototra fotopampianarana mafy orina ao amin’ny Baiboly.



Avis