Fahasoavana mahagaga eo amin’ny fiainako

Tantara momba ny lehilahy Soisa anakiray – mamoaka ny fomban’ny asan’Andriamanitra amin’izao fotoana izao.
205x140mm | 237 pages

Ar 15.000

Catégorie : Étiquettes : , ,

Seha-piainana iray manintona mahakasika lehilahy Soisa (suisse) anakiray, izay nahafahan’Andriamanitra avy tamin’ny honahonan’ny ota, izay nataony ho mpijoro vavolombelona amin’ny famonjena. Nandritra ny fitsapana sy faha-sahiranana maro isan-karazany dia nihalalina ny finoany sy ny fahatakarany ny Baiboly. Izy dia mitantara amintsika amin’ny fomba mazava izay zava-nitranga taminy sy Andriamanitra, izay manosika ny finoantsika.

Ataovy an-tsaina ny andininy ao amin’ny Soratra Masina: « Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin’Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ny fiainany, ka araho ny finoany. » Hebreo 13:7

Avis

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Fahasoavana mahagaga eo amin’ny fiainako”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *