Miaina mihoatra ny mahazahatra

Tantara fohy 30 mampahery
180x120mm | 110 pages

Ar 10.000

UGS : AF25B02 Catégorie : Étiquettes : ,

Faly ery isika rehefa avy mivavaka iny eh?
Tsara ny toriteny, tsara ny fiderana, miresaka amin’ny rahalahy sy anabavy ao amin’ny Tompo, mifampahery sy mifampizara. Fa rehefa mitohy ny erinandro dia tsy misy mahasamy hafa antsika amin’ilay mpiaramiasa tsy mivavaka iny, izany tokoa ve no tokony ho fiainantsika?

Any ka hoy ilay namantsika hoe: « Ay mitovy ihany isika fa ianao mivavaka fotsiny« . Tsy fitaratra ho an’ny manodidina isika. Na ny fitoriana amin’ny manodi-dina ary lasa sarotra satria na mino na tsia dia mitovy ihany. Izany mahasamihafa ny mpino sy tsy mpino izay anefa no tena tokony ho fiainantsika. Mihaina mihoatra ny mahazatra.

Avis

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Miaina mihoatra ny mahazahatra”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *