Torolalana ho an’i mpianatr’i Jesosy
William MacDonald
Torolalana ho an’i mpianatr’i Kristy. – Fizarana I
205x140mm | 92 pages
Misy fizarana efatra amin’ity torolalana ity. Tokony manomboka amin’ny fizarana voalohany aloha dia mandroso mandra-pahavitana ny farany.
Ny torolàlana ho an’ny mpianatr’i Jesosy dia Kristianisma madio, tsy misy fangarony.
Ny antso ho an’ny mpianatra tsirairay dia tena miavaka tokoa. Nandritry ny 50 taona mahery no nanokanan’ny mpanoratra ny fony tamin’ny fampiharana sy fampahafantarana ny fampianarana ara-baiboly ho an’ny mpianatra. Ity boky ity dia mampiseho ny asa fanompoana nandritra ny fiainany. Fanampiana azo ampiharina an-jatony momba ireo lohahevitra fototra:
- Ny fampianaran’i Jesosy manova fiainana.
- Hoy Izy, « Alaivo an-tanana ny zava-drehetra. »
- Ny fanambin’ny fitoriana filazantsara manokana.
- Ny fifehezan-tena ho amin’ny fahamasinana.
- Ny fotoananao isan’andro miaraka amin’i Jesosy.
- Ny fanaovana mpianatra mivantana … sy ny maro hafa.



Avis