Ny fahasamihafana lehibe
Broschure fampianarana maha lehilahy sy vehivavy.
A6 | portrait | 47 pages
Ar 3.000
Inona no tokony hain’ny lehilahy momba ny vehivavy? Inona no tokony hain’ny vehivavy momba ny lehilahy?
Ao anatin’ity boky ity no ahitanao ny fampahalalana manan-danja momba ny fahasamihafan’ny lehilahy sy vehivavy. Fampahalana mahasoa maro sy toro-kevitra tsara momba ity lohahevitra be adihevitra ity.



Avis